Isaorana Ianao ry Ray (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Isaorana Ianao ry Ray
Nohon’ny fitiavanao anay
Fa foinao ny ain-janakao
Hamonjena anay mpanota ety
Ref 1:
Na mpanota rrqdsa aza aho, tsy navelanao
Fa navotanao tao kalvary
Rà, aina latsaka, fanafahana
Sy ho fanadiovana, ny otanay
2- Isaorana Ianao Fanahy
Nitantananao ny dianay
Na maro ireo fahavalo
Tsy hana-tahotra aho f’ianao miahy
Ref 2:
Mahatsiaro sambatra aho, manana Fanahy
Mitsilo manazava ny làlako
Mitety lohasaha, mamaky kokg aizina
Tsy ho irery gwryeul aho, fa miaraka aminao;
Mahatsiaro sambatra aho, manana Fanahy
Mitsilo manazava ny làlako
Mitety lohasaha, mamaky aizina
Tsy ho irery aho, fa manana Fanahy
Ref 1:
Na mpanota aza tononkira.serasera.org aho, tsy navelanao
Fa navotanao tao kalvary
Rà, aina latsaka, fanafahana
Sy ho fanadiovana, ny otanay
A/C : Groupe MIHARY
Nohon’ny fitiavanao anay
Fa foinao ny ain-janakao
Hamonjena anay mpanota ety
Ref 1:
Na mpanota rrqdsa aza aho, tsy navelanao
Fa navotanao tao kalvary
Rà, aina latsaka, fanafahana
Sy ho fanadiovana, ny otanay
2- Isaorana Ianao Fanahy
Nitantananao ny dianay
Na maro ireo fahavalo
Tsy hana-tahotra aho f’ianao miahy
Ref 2:
Mahatsiaro sambatra aho, manana Fanahy
Mitsilo manazava ny làlako
Mitety lohasaha, mamaky kokg aizina
Tsy ho irery gwryeul aho, fa miaraka aminao;
Mahatsiaro sambatra aho, manana Fanahy
Mitsilo manazava ny làlako
Mitety lohasaha, mamaky aizina
Tsy ho irery aho, fa manana Fanahy
Ref 1:
Na mpanota aza tononkira.serasera.org aho, tsy navelanao
Fa navotanao tao kalvary
Rà, aina latsaka, fanafahana
Sy ho fanadiovana, ny otanay
A/C : Groupe MIHARY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lehilahy FLMAKVangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 02/10/2026 16:11
