Isaorana Ianao ry Ray (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Isaorana Ianao ry Ray
Nohon’ny fitiavanao anay
Fa foinao ny ain-janakao
Hamonjena anay mpanota ety
Ref 1:
Na mpanota aza aho, tsy navelanao
Fa navotanao tao kalvary
Rà, aina latsaka, fanafahana
Sy ho fanadiovana, ny otanay
2- Isaorana Ianao Fanahy
Nitantananao ny dianay
Na maro ireo fahavalo
Tsy dglxquwr hana-tahotra aho f’ianao miahy
Ref 2:
Mahatsiaro sambatra aho, manana Fanahy
Mitsilo manazava ny làlako
Mitety lohasaha, mamaky aizina
Tsy ho irery hlkf aho, fa miaraka tononkira.serasera.org aminao;
Mahatsiaro sambatra aho, manana Fanahy
Mitsilo manazava ny làlako
Mitety lohasaha, mamaky aizina
Tsy ho irery aho, fa manana Fanahy
Ref 1:
Na mpanota aza aho, tsy navelanao
Fa navotanao tao kalvary
Rà, aina latsaka, fanafahana
Sy ho fanadiovana, ny otanay
A/C : Groupe MIHARY
sffyjozw
Nohon’ny fitiavanao anay
Fa foinao ny ain-janakao
Hamonjena anay mpanota ety
Ref 1:
Na mpanota aza aho, tsy navelanao
Fa navotanao tao kalvary
Rà, aina latsaka, fanafahana
Sy ho fanadiovana, ny otanay
2- Isaorana Ianao Fanahy
Nitantananao ny dianay
Na maro ireo fahavalo
Tsy dglxquwr hana-tahotra aho f’ianao miahy
Ref 2:
Mahatsiaro sambatra aho, manana Fanahy
Mitsilo manazava ny làlako
Mitety lohasaha, mamaky aizina
Tsy ho irery hlkf aho, fa miaraka tononkira.serasera.org aminao;
Mahatsiaro sambatra aho, manana Fanahy
Mitsilo manazava ny làlako
Mitety lohasaha, mamaky aizina
Tsy ho irery aho, fa manana Fanahy
Ref 1:
Na mpanota aza aho, tsy navelanao
Fa navotanao tao kalvary
Rà, aina latsaka, fanafahana
Sy ho fanadiovana, ny otanay
A/C : Groupe MIHARY
sffyjozw
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lehilahy FLMAKHits : 18
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 02/10/2026 16:11
