Ampidiro aloha ny tenimiafina
DISIPA (Misy PARADISA) (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy PARADISA anankiray
Voahomana mba hoahy sy hoanao
Dia ny Fanjakan'ny Lanitra
Io 'lay lyrfwzua Paradisa vao
REF 1 :
Tsy cass mba misy intsony ao fijaliana
Fa, hasambarana tonga lafatra
Saingy tsy malalaka arpnzucy ny làlana mankao
Ka vonjeo sao tara ianao
Ny eto an-tany fandalovana
Ka tandremo sao sondriana ianao
Be ny zavatra ifalianao
Ka vonjeo sao very ianao
REF 2 :
Miandrandrà ny Lanitra dia hoazonao
Fainan-tsambatra tonga lafatra
Fa izao tontolo izao ho simba tononkira.serasera.org sy ho lao
Ka vonjeo sao tara ianao
Misy PARADISA anankiray
Voahomana mba hoahy sy hoanao
Dia ny Fanjakan'ny Lanitra
Io 'lay Paradisa vao (3fois)
A/C : Group MIHARY
Voahomana mba hoahy sy hoanao
Dia ny Fanjakan'ny Lanitra
Io 'lay lyrfwzua Paradisa vao
REF 1 :
Tsy cass mba misy intsony ao fijaliana
Fa, hasambarana tonga lafatra
Saingy tsy malalaka arpnzucy ny làlana mankao
Ka vonjeo sao tara ianao
Ny eto an-tany fandalovana
Ka tandremo sao sondriana ianao
Be ny zavatra ifalianao
Ka vonjeo sao very ianao
REF 2 :
Miandrandrà ny Lanitra dia hoazonao
Fainan-tsambatra tonga lafatra
Fa izao tontolo izao ho simba tononkira.serasera.org sy ho lao
Ka vonjeo sao tara ianao
Misy PARADISA anankiray
Voahomana mba hoahy sy hoanao
Dia ny Fanjakan'ny Lanitra
Io 'lay Paradisa vao (3fois)
A/C : Group MIHARY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lehilahy FLMAKHits : 732
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 26/01/2023 10:19
