Mifona (Laurent RAKOTOMAMONJY)

https://tononkira.serasera.org/hira/laurent-rakotomamonjy/mifona-1

        
Ray ô! ifonako aminao anio
Ny hadalàna efa vitako Ray ô
Taminao dia taminao
Taminao no nanotako Ray ô ô
Ifonako

Ray ô! ifonako aminao anio
Mandohalika anatrehanao aho Raiko ô
An-dranomaso no anehoko ny fifonako
Mba mamelà ny fahotako Hianao

Ref:Mahery loatra anie ny adim-panahTsiky dia ampyy
    Ny adin-tsaina koa mandreraka ahy
    Mitambatra avokoa
    Mavesatra ao an-doha
    Matetika no mampamoy fo
    Kanefa feno fandrika avokoa
    Ny làlana izay alehako

Soa fa mbola tao Hianao
Eny hataramin’izao
Ka mbola ity aho Andriamanitro
An-dranomaso no anehoko ny fifonako
Mba mamelà ny fahotako Hianao
oooooooooooo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Laurent RAKOTOMAMONJY
Mpamaky : 3300
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : nantenaina
Tamin'ny : 18/12/2002 15:20:35
ID : 1335

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo