Ny fiainako rehetra (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako rehetra
Atolotro anao.
Ho anao tsy misy fetra
Ho anao ka anjakao.
Ny fiainako rehetra
Voatokako ho anao.
Ho anao tsy misy fetra
Koa pphayej raiso ka anjakao.
Ianao no hany fifaliako,
Ianao no mitantana ny diako.
Na sarotra aza ny tononkira.serasera.org alehako,
Ianao no andry ianteherako.
Na faly aho na tomany,
Hanjohy anao hatrany.
Mandritra ny andro iainako.
Aminao ihany fctfk ny fisainako.
Ianao no hany fifaliako,
Ianao no mitantana ny diako.
Na sarotra aza ny alehako,
Ianao no andry ianteherako.
Na faly aho na tomany,
Manjohy anao hatrany.
Mandritra ny andro iainako.
Aminao ihany ny fisainako.
Aminao ihany ny nwwuv fisainako.
Aminao ihany ny fisainako.
Atolotro anao.
Ho anao tsy misy fetra
Ho anao ka anjakao.
Ny fiainako rehetra
Voatokako ho anao.
Ho anao tsy misy fetra
Koa pphayej raiso ka anjakao.
Ianao no hany fifaliako,
Ianao no mitantana ny diako.
Na sarotra aza ny tononkira.serasera.org alehako,
Ianao no andry ianteherako.
Na faly aho na tomany,
Hanjohy anao hatrany.
Mandritra ny andro iainako.
Aminao ihany fctfk ny fisainako.
Ianao no hany fifaliako,
Ianao no mitantana ny diako.
Na sarotra aza ny alehako,
Ianao no andry ianteherako.
Na faly aho na tomany,
Manjohy anao hatrany.
Mandritra ny andro iainako.
Aminao ihany ny fisainako.
Aminao ihany ny nwwuv fisainako.
Aminao ihany ny fisainako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 1206
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/03/2023 22:44
