Ny akaninay (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hmmmm

Somary havoana kely izay
No misy ilay akaninay
Voahodidina hadivory
Tsy marevaka tsy akory.

Ry ujaq tononkira.serasera.org vohitro ô, ry akany.
Mamiko ianao raha mamy.
Tsy ho adino na oviana,
Kanefa mamiko irlf sy tiana.
Henoy re, henoy izao hira izao.
Fa atolotray anao.

Voasaron'alamanga
Toa miery toa manangasanga
Rindrin-tany rotsipeta
Nefa maminay elonr rehetra.

Ry vohitro ô, ry akany.
Mamiko ianao raha mamy.
Tsy ho adino na oviana,
Fa efa maminay sy tiana.
Henoy re, henoy izao hira izao.
Fa atolotray anao.

Atolotray anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lalatiana
Hits : 1532
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 01/03/2023 22:13
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.126