Ho eo akaikinao (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ssupyv Raha mbola hisy foana
Kintana ergb eny an-danitra eny
Ny voronkely koa tononkira.serasera.org hihira an-dohataona
hatrany hatrany
Sy ireo voninkazo ambony hivelatra ombieny
Dia izaho koa ho tia anao
Mihoatra ireny voary ireny
Fa pbqt raha tany koa ny tany
Akaiky ianao na lavitra any
Tsarovy foana fa ny foko tena tia
Dia akaikinao
Ka na ho ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra
Ho foana ny voary koa ho moana
Ny fitiavako no hanoloana
Kintana ergb eny an-danitra eny
Ny voronkely koa tononkira.serasera.org hihira an-dohataona
hatrany hatrany
Sy ireo voninkazo ambony hivelatra ombieny
Dia izaho koa ho tia anao
Mihoatra ireny voary ireny
Fa pbqt raha tany koa ny tany
Akaiky ianao na lavitra any
Tsarovy foana fa ny foko tena tia
Dia akaikinao
Ka na ho ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra
Ho foana ny voary koa ho moana
Ny fitiavako no hanoloana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalao RabesonHits : 5817
Likes : 0 Like
Created by : Holy
Date : 13/06/2002 23:43
