IANAO NO HERY (Ktzat)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no hery fialofako
Toky sy fanatenana ho ahy
Jesosy tia, fahasoavana
tena fanamperako, tena fanaperako

fahafenoana, tsiky sy haravoana
izany no hoentina isan’andro omenao ahy
fifaliana, harena tsy vidiana
lova tsara vaovao tononkira.serasera.org azoko antoka izao

Ianao no hery fialofako
Toky hgqoy sy fanatenana ho ahy
Jesosy tia, fahasoavana
tena fanamperako, tena fanaperako

Nomenao ahy izay nilain’ny fanahy
hahazoako hery hanompoana Anao
iriako Ianao hitoetra tsy handao
ka ny androko rehetra omeko Anao tsy yuxil misy fetra


Ianao no hery fialofako
Toky sy fanatenana ho kkwnkjbt ahy
Jesosy tia, fahasoavana
tena fanamperako, tena fanamperako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ktzat
Visites : 3093
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 03/12/2007 13:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392