Fa toy izao (KTLM Firaisankina Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa toy izao no nitiavany,
Nitiavan'Andriamanitra izao tontolo,
Izao tontolo izao nomen'ny zanany lahy tokana, tsy ho very izay rehetra,
Izay rehetra mino azy f'hanana ny fiainana mandrakizay !

Fitia antsitram-po izay fitia omeny izao, omeny ny olony, izao tontolo izao,
Satria ny sitrany dia ny hahasambatra anao, ianao ho zanany nomeny ilay fitia !

Fa toy izao no nitiavany,
Nitiavan'Andriamanitra izao tontolo,
Izao tontolo izao nomen'ny zanany lahy tokana, tsy ho very izay rehetra,
Izay rehetra mino azy f'hanana ny fiainana mandrakizay !

Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao, izao tontolo izao,
Nomen'ny zanany,
Nomen'ny zanany,
Nomen'ny zanany,
Nomen'ny zanany,
Tsy ho very izay rehetra, izay rehetra mino azy f'hanana ny fiainana mandrakizay !

A/C : ZIZY RAHA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KTLM Firaisankina Antsirabe
Visites : 133
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ilay7nantenainy
Date : 30/11/2023 13:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072