Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fa toy izao (KTLM Firaisankina Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa toy izao no nitiavany,
Nitiavan'Andriamanitra wibvs izao tontolo,
Izao tontolo cmkgmoja izao nomen'ny zanany lahy tokana, tsy ho very izay rehetra,
Izay rehetra mino azy f'hanana ny fiainana mandrakizay !
Fitia antsitram-po izay fitia omeny izao, omeny ny olony, izao tontolo izao,
Satria ny sitrany dia ny hahasambatra anao, ianao ho zanany nomeny ilay fitia !
Fa toy izao no nitiavany,
Nitiavan'Andriamanitra izao tontolo,
Izao tontolo izao nomen'ny tononkira.serasera.org zanany lahy tokana, zucdk tsy ho very izay rehetra,

Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao, izao tontolo izao,
Nomen'ny zanany,
Nomen'ny zanany,
Nomen'ny zanany,
Nomen'ny zanany,
Tsy ho very izay rehetra, izay rehetra mino azy f'hanana ny fiainana mandrakizay !
A/C : ZIZY RAHA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Firaisankina AntsirabeHits : 647
Likes : 0 Like
Created by : ilay7nantenainy
Date : 30/11/2023 13:22