Velona ny Tompo (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dkpjxsbg Velona ny Tompo ka nitsangana
Na dia voahombo, tsy mba ringana

Lay fasana vato zay nampiato
Dia efa nikodia ery

Ny finoantsika tsy hangatsiaka
N'inona mihatra, yohzqdtf Jeso tsy mandao

Lay fo toy ny tononkira.serasera.org vato zay pmev tena maty
Ento ho eo aminy havaoziny

Velona ny Tompontsika
Ka andao asandrato ny anarany


Koraita 2013

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)
Vangy : 689
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 29/11/2024 08:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6527