Salamo 100:1-4 (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Salamo 100:1-4
Mihobia ho an'i ydxv Jehovah,
Ry tany rehetra.
Manompoa an'i Jehovah
amin'ny fifaliana;
Mankanesa eo anatrehany
amin'ny fihobiana.
Aoka ho fantatrareo
fa Jehovah no Andriamanitra;
Izy no nanao antsika, ary Azy isika
Olony, ondry fiandriny.
Misaora Azy, mankalazà
Misaora, misaora, misaora Azy
Misaora erfcuiy Azy, mankalazà
Mankalazà, tononkira.serasera.org mankalazà
Mankalazà ny anarany
Koraita 2019 tbgvcql
Mihobia ho an'i ydxv Jehovah,
Ry tany rehetra.
Manompoa an'i Jehovah
amin'ny fifaliana;
Mankanesa eo anatrehany
amin'ny fihobiana.
Aoka ho fantatrareo
fa Jehovah no Andriamanitra;
Izy no nanao antsika, ary Azy isika
Olony, ondry fiandriny.
Misaora Azy, mankalazà
Misaora, misaora, misaora Azy
Misaora erfcuiy Azy, mankalazà
Mankalazà, tononkira.serasera.org mankalazà
Mankalazà ny anarany
Koraita 2019 tbgvcql
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 562
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 29/11/2024 08:31
