Jeso fitiavana (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org And 1:
Fitiavana iray no ndeha hiraina
Dia fitiavana izay ampy hozaraina
Maharitra mandrakizay
Ho ahy sy ho anao, ho anao
Tsy mivadika, ho doria
Sy vato fantsika ao am-po

Fiv :
Fa ny fitia xcrjciws manjaka ato anatiko
Finoana fanantenana fitiavana
Anatiko (no hanjaka)
Ho mandrakizay rbexs ho doria

And 2:
Fitiavana madio tsy mifangaro,
Namoy ny ainy Izy ho ahy sy xwjajie ho anao
Famindrampo lehibe
Fitia tena fitia
Tsy mba tapitra Izy
No ampy ho ahy sy ho anao

Fiv :
Jeso be fitiavana, Ahy sy ho anao
Finoana fanantenana fitiavana
Ahy sy ho anao (tia)
Tonga ho ahy sy ho anao


Koraita 2018

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)
Vangy : 497
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 28/11/2024 09:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383