Isaoranay Ianao (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Isaorana Ianao zspjz Andriamanitra ô
Fa lehibe ny famindram-ponao
Tamin'ny lalan-tsarotra izay naleha
Dia tsaroana fa teo Ianao

Fiv:
Andry rahona Ianao
Tamin'ny atoandro
Tamin'ny alina ytydvcnl dia andry afo
Ka tononkira.serasera.org dia misaotra anao izahay

And 2:
Mbola maro ireo adidy miandry
Ilana herim-po sy herin-tsandry
Fa ny tontolo simbam-pahotana
Amafazo voa mendrika

And 3:
Ry grbpbiw Tompo ô! Ampio ny fiangonanao
Hijoro ho vavolombelonao
Ka ilay herin'ny Fanahinao
Tafionao ny mpanomponao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0413