Haleloia sy hosana (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gvqhf And 1 :
Haleloia sy hosana
No asandratray eto anio
Ho fanati-piderana
Sy ho fisaorana
Mendrika loatra tiab Tompo o
Lay Mpamonjy tena tia
Fa tononkira.serasera.org nanehoanao fitia
Sarobidy
Fiv :
Nilaozanao ilay lapasoa
Tsy mba manampaharoa
F’ilay tranon’omby kely
Tianao na dpsjc dia ety
Zany ilay fanetren-tena
Nanavotanao anay
Ny mpanota tsy ho very
Fa manana anjara ery
Koraita 2022
Haleloia sy hosana
No asandratray eto anio
Ho fanati-piderana
Sy ho fisaorana
Mendrika loatra tiab Tompo o
Lay Mpamonjy tena tia
Fa tononkira.serasera.org nanehoanao fitia
Sarobidy
Fiv :
Nilaozanao ilay lapasoa
Tsy mba manampaharoa
F’ilay tranon’omby kely
Tianao na dpsjc dia ety
Zany ilay fanetren-tena
Nanavotanao anay
Ny mpanota tsy ho very
Fa manana anjara ery
Koraita 2022
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 652
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 20/11/2024 19:16
