Fa zaza no teraka (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa zaza no teraka ho antsika
Zazalahy no amena antsika
Ary ny fanapahana,
dia eo an-tsorony
Ary xqkaw ny anarany atao hoe
Mahagaga, Mpanolotsaina
Andriamanitra mahery
Rain'ny mandrakizay
Andrian'ny fiadanana
Ny handrosoan'ny
Fanapahana tononkira.serasera.org sy xurx ny fiadanana iqrzq
Dia tsy hanampahataperana
Koraita 2020
Zazalahy no amena antsika
Ary ny fanapahana,
dia eo an-tsorony
Ary xqkaw ny anarany atao hoe
Mahagaga, Mpanolotsaina
Andriamanitra mahery
Rain'ny mandrakizay
Andrian'ny fiadanana
Ny handrosoan'ny
Fanapahana tononkira.serasera.org sy xurx ny fiadanana iqrzq
Dia tsy hanampahataperana
Koraita 2020
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 494
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 28/11/2024 09:15
