JESOSY FITSAHARANA (KEROBIMA ANKATSO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô sjctpln ry velona eto an-tany, mitaraina, mitomany
Tsy mahita erkhsn izay haleha
Maina sy mangentana, tsisy antenaina
Izay ataonao rehetra, tsisy soa manam-petra
Inona tononkira.serasera.org no antenainao hahitanao fitsaharana
REF: (Indro misy vahaolana)
Vahaolana ho anao izay miasa fatratra, mivesatra entana
Ilay Zanak'Andriamaniltra, nafoiny mba ho solonao
Jesosy be fitiavana, Izy no hiady ho anao
F'Izy no efa niteny hoe: "Anaka, manatOna
F'izay manatona Ahy, tsy holaviko mihitsy
Fa Izaho hanome ho anareo ilay fitsaharana".
Ny devoly manangoly, emzrmng miezaka hanimba saina
Mampisento, mampahory
Manapotraka ary koa maningotra aina
Izay aleha rehetra, aizina toa tsisy fetra
Inona no antenainao hahitana fitsaharana
REF:...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KEROBIMA ANKATSOHits : 2068
Likes : 1 Like
Created by : Herizo ANDRIANAIVO
Date : 22/05/2019 16:52