Voro-manidina (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voro-manidina irony handeha mba ho aiza ianao ?
Mba hampitony ny fony, avia re mba lazao.
Sao re mba misy toerana iray hono any ho any,
Tsisy alahelo izsbs tsisy tomany.
Voro-manidina irony tsy tononkira.serasera.org mba fantatrao,
Fa ny mba faniriako dia luiii ny hanaraka anao.
Sao re mba misy tsqyjfu toerana iray hono any ho any,
Tsisy alahelo tsisy tomany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 831
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/11/2023 07:28