Toerana iray (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voro-manidina irony ndeha mba ho aiza ianao ?
Mba hampisava ny lanitra ambony, avia re mba lazao
Sao dia mba misy toerana iray hono any ho any
Tsisy alahelo tsisy tomany
Voro-manidina irony tsy mba fantatrao
Raha mba ny faniriany dia ny hanaraka anao
Sao dia mba yvyrjsnl misy toerana qkcjco iray hono any ho any

Mba ?hampitony ny tononkira.serasera.org fony, avia re mba uvytig lazao?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kelly RajerisonVisites : 2077
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 17/07/2018 12:04