Manina anao (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho
Mahatonga tononkira.serasera.org ahy mangina
Manina anao aho
Mahatonga ahy ho varimbariana toa izao
Dia ny alaheloko anao

Manina anao xfcws ajrwp aho
Mahatonga ahy mihira
Manina anao aho
Mahatonga ahy mamoaka an-kira csmou toa izao
Ny alaheloko anao

Dia nilaozanao
Dia nilaozanao
Ity akanikelintsika roa
Hitady ny tsara kokoa aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0148