Ampidiro aloha ny tenimiafina
tapitra hatreo (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- usmo Dia nofarananao ny dia
Tsy hitomany aho sanatria
Fa hatrizay nisy toerana ho ahy
Tao am-ponao
Kanefa anio nanjavona tsy teo
2-Dia hanadino fozbuno anao satria
Lasan’ny hafa ilay fitia
Tsy ho iray
Fitia tononkira.serasera.org niserana ny antsika roa
Ka aleo ataoko hoe tsy anjarako
REF:Hatreo hifarana ’lay fiarahana
’Zay nantenaina fa haharitr’ela
Efa impiry² yjan moa no nileferako
Ka ampy izay sao valaka eo ny fo
3- Natoky loatra aho teo aloha
Hany aho ka nanankin-doha
Ka aleo hivalona ho anatra avokoa ireny
Nofy nampimalo nankalemy
......REF......
Tsy hitomany aho sanatria
Fa hatrizay nisy toerana ho ahy
Tao am-ponao
Kanefa anio nanjavona tsy teo
2-Dia hanadino fozbuno anao satria
Lasan’ny hafa ilay fitia
Tsy ho iray
Fitia tononkira.serasera.org niserana ny antsika roa
Ka aleo ataoko hoe tsy anjarako
REF:Hatreo hifarana ’lay fiarahana
’Zay nantenaina fa haharitr’ela
Efa impiry² yjan moa no nileferako
Ka ampy izay sao valaka eo ny fo
3- Natoky loatra aho teo aloha
Hany aho ka nanankin-doha
Ka aleo hivalona ho anatra avokoa ireny
Nofy nampimalo nankalemy
......REF......
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joy KHits : 16387
Likes : 1 Like
Created by : CyberLand
Date : 06/12/2002 16:59
