REHETRAKO JESO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o, Jesosy o
Efa nifidy ahy Ianao
Jesosy o, Jesosy o
Efa nanendry ahy Ianao
Izay ananako rehetra
Ho Anao tsy misy fetra
Satria Jeso
Ny pubc rehetrako ldvlgiu Ianao
Sanatria, sanatria, sanatria
Raha hisy hahasakana ahy
Tsy hitory Anao pvgte Jeso
Fa ny aiko, fa ny aiko, fa ny aiko no fetra
Satria rehetrako ianao
Raha tojo, raha tojo
Fahoriana, fijaliana
Raha tojo, raha tojo
Fihafiana, tononkira.serasera.org tsy fisiana
Zara hazo fijaliana
Ho zakaiko am-pitsikiana
Satria Jeso
Ny rehetrako ianao
Efa nifidy ahy Ianao
Jesosy o, Jesosy o
Efa nanendry ahy Ianao
Izay ananako rehetra
Ho Anao tsy misy fetra
Satria Jeso
Ny pubc rehetrako ldvlgiu Ianao
Sanatria, sanatria, sanatria
Raha hisy hahasakana ahy
Tsy hitory Anao pvgte Jeso
Fa ny aiko, fa ny aiko, fa ny aiko no fetra
Satria rehetrako ianao
Raha tojo, raha tojo
Fahoriana, fijaliana
Raha tojo, raha tojo
Fihafiana, tononkira.serasera.org tsy fisiana
Zara hazo fijaliana
Ho zakaiko am-pitsikiana
Satria Jeso
Ny rehetrako ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 1251
Likes : 0 Like
Created by : jordanasyzoara
Date : 20/08/2015 22:38
