MIANDRANDRA LANITRA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

https://tononkira.serasera.org/hira/jordana-sy-zoara-gae/miandrandra-lanitra

Maniry fatratra, maniry fatrafatra
Ho anilanao Jeso izay tonga lafatra
Tsy mety mianina, tsy mety mianina
Satria anilanao Jeso no mampilamina

Mibanjina ny Hazo fijalianao
No hany tanjon'ny fiainako
Miandrandra lanitra hodiana
No hany tokan'ny fisainako

Manirytononkira.serasera.org hialoka, maniry hialoka
Ambany elatrao no mampianoka
Tsy mety mionona, tsy mety mionona
Satria anilanao Jeso no mampionona

Miandrandra lanitra, miandrandra lanitra
Hodiana rahatrizay amin'Andriamanitra
Raha tapitra ny ety, raha tapitra ny ety
Tsy hanan-tahotrabaho fa ho mpandova ny ary

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Mpamaky : 174
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jordana
Tamin'ny : 03/03/2019 10:39:36
ID : 11453

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo