MIANDRANDRA LANITRA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maniry fatratra, maniry fatrafatra
Ho anilanao Jeso izay tonga lafatra
Tsy mety mianina, tsy mety mianina
Satria anilanao Jeso no mampilamina
Mibanjina ny Hazo fijalianao
No hany tanjon'ny fiainako
Miandrandra lanitra hodiana
No hany tokan'ny fisainako
Maniry hialoka, maniry hialoka
Ambany elatrao tononkira.serasera.org no mampianoka
Tsy mety mionona, tsy mety mionona
Satria anilanao Jeso no mampionona
Miandrandra lanitra, miandrandra lanitra
Hodiana rahatrizay amin'Andriamanitra
Raha tapitra ny ety, raha tapitra ny ety
Tsy hanan-tahotrabaho zbcegoeb pazfwa fa ho mpandova ny ary revag
Ho anilanao Jeso izay tonga lafatra
Tsy mety mianina, tsy mety mianina
Satria anilanao Jeso no mampilamina
Mibanjina ny Hazo fijalianao
No hany tanjon'ny fiainako
Miandrandra lanitra hodiana
No hany tokan'ny fisainako
Maniry hialoka, maniry hialoka
Ambany elatrao tononkira.serasera.org no mampianoka
Tsy mety mionona, tsy mety mionona
Satria anilanao Jeso no mampionona
Miandrandra lanitra, miandrandra lanitra
Hodiana rahatrizay amin'Andriamanitra
Raha tapitra ny ety, raha tapitra ny ety
Tsy hanan-tahotrabaho zbcegoeb pazfwa fa ho mpandova ny ary revag
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 996
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jordana
Date : 03/03/2019 10:39
