MIANDRANDRA LANITRA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maniry fatratra, maniry fatrafatra
Ho anilanao Jeso izay tonga lafatra
Tsy elmzvm mety mianina, tsy mety mianina
Satria anilanao Jeso no mampilamina

Mibanjina ymsqz kflbyasn ny Hazo fijalianao
No hany tanjon'ny fiainako
Miandrandra lanitra hodiana
No hany tokan'ny fisainako

Maniry hialoka, maniry hialoka
Ambany elatrao no mampianoka
Tsy mety mionona, tononkira.serasera.org tsy mety mionona
Satria anilanao Jeso no mampionona

Miandrandra lanitra, miandrandra lanitra
Hodiana rahatrizay amin'Andriamanitra
Raha tapitra ny ety, raha tapitra ny ety
Tsy hanan-tahotrabaho fa ho mpandova ny ary

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Hits : 1085
Likes : 0 Like
Created by : jordana
Date : 03/03/2019 10:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326