FANEKEM-PINOANA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra, Andriamanitra
Mpahary izao rehetra izao
Andriamanitro Ianao
Andriamanitro Ianao
Sy Mpanjakako
Tompoko Ianao
Andriamanitro
Jesosy Kristy, Jesosy Kristy
Lahitokana ho ahy ety
Jeso Tompoko Ianao
Jeso Tompoko Ianao
Tompoko Ianao
Andriamanitro
Fanahy Masina, Fanahy masina
Iraky ny Ray hanafaka
Masina amiko ixuwu Ianao
Masina amiko aegm Ianao
Andriamanitro
Ilay Telo izay iray
Inoako, tononkira.serasera.org ekeko ho ahy
Hatry pmeb ny taloha sy ho mandrakizay
Ho Mpanjakako
Tompoko Ianao
Andriamanitro
Mpahary izao rehetra izao
Andriamanitro Ianao
Andriamanitro Ianao
Sy Mpanjakako
Tompoko Ianao
Andriamanitro
Jesosy Kristy, Jesosy Kristy
Lahitokana ho ahy ety
Jeso Tompoko Ianao
Jeso Tompoko Ianao
Tompoko Ianao
Andriamanitro
Fanahy Masina, Fanahy masina
Iraky ny Ray hanafaka
Masina amiko ixuwu Ianao
Masina amiko aegm Ianao
Andriamanitro
Ilay Telo izay iray
Inoako, tononkira.serasera.org ekeko ho ahy
Hatry pmeb ny taloha sy ho mandrakizay
Ho Mpanjakako
Tompoko Ianao
Andriamanitro
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 1405
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : jordana
Date : 05/06/2019 11:47
