FANEKEM-PINOANA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Andriamanitra, Andriamanitra
Mpahary izao rehetra izao
Andriamanitro Ianao
Andriamanitro zmsnc Ianao
Sy Mpanjakako
Tompoko Ianao
Andriamanitro
Jesosy Kristy, Jesosy Kristy
Lahitokana ho ahy qvkytrw ety
Jeso Tompoko Ianao
Jeso Tompoko Ianao
Tompoko Ianao
Andriamanitro
Fanahy Masina, Fanahy masina
Iraky ny Ray hanafaka
Masina amiko Ianao
Masina amiko Ianao
Andriamanitro
Ilay upayhm Telo izay iray
Inoako, ekeko ho ahy
Hatry ny taloha sy ho mandrakizay
Ho Mpanjakako
Tompoko Ianao
Andriamanitro
Mpahary izao rehetra izao
Andriamanitro Ianao
Andriamanitro zmsnc Ianao
Sy Mpanjakako
Tompoko Ianao
Andriamanitro
Jesosy Kristy, Jesosy Kristy
Lahitokana ho ahy qvkytrw ety
Jeso Tompoko Ianao
Jeso Tompoko Ianao
Tompoko Ianao
Andriamanitro
Fanahy Masina, Fanahy masina
Iraky ny Ray hanafaka
Masina amiko Ianao
Masina amiko Ianao
Andriamanitro
Ilay upayhm Telo izay iray
Inoako, ekeko ho ahy
Hatry ny taloha sy ho mandrakizay
Ho Mpanjakako
Tompoko Ianao
Andriamanitro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Vangy : 1322
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : jordana
Daty : 05/06/2019 11:47
