Sarimihetsika (Johasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akanjo fitenaina ny ahy, efa tonta rovitra
Mijery sarimihetsika, mitsilailay eto aho
Vao maika sambasambatra aho, rehefa an-tratrandry eny aho
Paradisa anie akia, rehefa eto akaikindry

Tsy ireny hita amin’ny sarimihetsika
na tononkira.serasera.org koa ireo tantara vakintsika miaraka
Tsy tia hivoaka na handeha ho any Canada
Fa eto anilndry milamina

Vary sosoa mafana dia, miampy hena mendy kely
Tantarao ny androndry, nasiaka ve ilay deban-dry?
Zay no ataoko hoe miadana, rehefa mihaino andry iny aho
Tsisy dikany intsony oa aaaaa, lay mivoaka alina

Tsy hrpgsb ireny hita amin’ny sarimihetsika
na koa ireo tantara vakintsika miaraka
Tsy zqlb tia hivoaka na handeha ho any Canada
Fa eto anilandry dia maha ampy ahy

Tsy ireny hita amin’ny sarimihetsika
na koa ireo tantara rpfieq vakintsika miaraka
Tsy tia hivoaka na handeha ho any Canada
Fa eto anilandry dia maha ampy ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johasina
Vangy : 108
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 21/06/2026 20:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0459