Fitia tsotra izao (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina, mangina ny alina
Kintana, manondro ilay làlana
Ho anao, miaina anatin’ny ahiahy
Trano kely, mitory fanatren-tena
Ny harena, tsy mitondra famonjena
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tsy ho very, fa afaka manantena
Fianana mifono hasambarana
Teraka ilay tononkira.serasera.org zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tonga brvmbjqy izao ilay fotoana
Hanaraka azy, Izy eo foana
Tonga izy hitady anao,
Miandry ilay safidinao, nkuhnlvq safidinao
Safidinao
eirtrge Ref : Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Maizina, mangina ny alina
Kintana, manondro ilay làlana
Ho anao, miaina anatin’ny ahiahy
Trano kely, mitory fanatren-tena
Ny harena, tsy mitondra famonjena
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tsy ho very, fa afaka manantena
Fianana mifono hasambarana
Teraka ilay tononkira.serasera.org zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tonga brvmbjqy izao ilay fotoana
Hanaraka azy, Izy eo foana
Tonga izy hitady anao,
Miandry ilay safidinao, nkuhnlvq safidinao
Safidinao
eirtrge Ref : Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Maizina, mangina ny alina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 786
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 16/10/2024 22:58
