Afaro (Johan blouts)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zandry aaa,
avy vetivety anie ise,
afaro kely lesy nge hoe ny any an-tanana,
mahazo miresaka aminy zoky fa zah mbola mafampana,
telo volana izay, mety ho efa efa-bolana koa ooooo,
nifamaly taminy fandriana lesy izy kozio lesy bavy,
'lay sakakelintsika anie ka malahelo anazy, fa tononkira.serasera.org zao,
Satria raha hiray lalana izao cvokn sy ianao,
fantatro fa hohalan'ireo havanao,
raha misy vaovao tsara lesy dia mba lazao,
oaoaoaoooo
Tsy hoe lehilahy very hazon-damosina aho lesy ahy ry zandry,
tsy nandaitry tamintsika ilay oniijb hoe mitotoa koba hatavy,
mbola ren'ny ati-fanahiko fa tia ahy lesy i bavy,
oaoaoaoooo
F'ialahy ny zandriny a,
F'ialahy ny zandriny a,
Oroy ange ny andriny dia ahatsiaro ana izy,
Jereo ny ankanjony a,
Tsy omby ahy 'nge ny ankanjony a,
ilay anaovako rehefa sendra mangatsika
ialahy ny zandriny a,
ialahy ny zandriny a,
Oroy 'nge ny andriny dia mahatsiaro ana izy,
Jereo ny ankanjony a,
Tsy omby ahy 'nge ny ankanjony a,
ilay anaovako rehefa iny aho mangatsika
Satria raha hiray lalana izao sy ianao,

Tsy hoe lehilahy very htsmbihq hazon-damosina aho lesy ahy ry zandry,
tsy nandaitry tamintsika ilay hoe mitotoa koba hatavy,

Zandry aaaa...
[https://www.youtube.com/watch?v=3XlJxH7Vjes]

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Johan bloutsVisites : 1792
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tsitokelyko
Date : 11/03/2023 18:36