Tsy misy nateraka ny ho resy (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv.
Tsy misy nateraka ny ho resy
Miondrika foana hijery ny tany
Fa ho avy ilay andro izay hampandresy
Ny Tompo no hanatanteraka izany
1.
Androany qczcrji aloha mety malomaloka tokoa
Toa tandrifin-drahona Izany lanitrao el
ka mitrakà fa ny Tompo mampatsiahy
Fa tononkira.serasera.org mvnqxx Izy tsy hahafoy anao Mandrakizay el eny hoy aho e!
2.
Fa mino aho ;
fa ho ampitso vaovao
No hitsena sy handray tokoa Izany tànanao e !
Ka bon courage !
Fa ny vbjic Tompo mahavita azy
Tsy maintsy hamiratra ny fiainanao Eny hoy aho el

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 9269
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 22/04/2016 01:34