HO ANAO NY FISAORAKO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako tononkira.serasera.org (2)
Ireo asanao tamin’ny fiainako
Tompo ô! Anao ny fisaorako
Isaorako (2)
'Zay nataonao tamin’ny fiainako
Tompo ô! Anao ny fisaorako
Fa avy Aminao izay ananako
Fitahianao izay ymjclq eo amiko
Fahasoavanao izay an-tanako
Ts’isy ahy fa avy mtibv Aminao
Ianao ilay Loharanoko
Ihavian'izay mba Masoandroko
Izay rehetra mba fahombiazako
Ts’isy oeqh ahy fa avy Aminao
Ireo asanao tamin’ny fiainako
Tompo ô! Anao ny fisaorako
Isaorako (2)
'Zay nataonao tamin’ny fiainako
Tompo ô! Anao ny fisaorako
Fa avy Aminao izay ananako
Fitahianao izay ymjclq eo amiko
Fahasoavanao izay an-tanako
Ts’isy ahy fa avy mtibv Aminao
Ianao ilay Loharanoko
Ihavian'izay mba Masoandroko
Izay rehetra mba fahombiazako
Ts’isy oeqh ahy fa avy Aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 2238
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/03/2018 11:59
