HO ANAO NY FISAORAKO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako (2)
Ireo asanao tamin’ny fiainako
Tompo ô! Anao ny fisaorako
Isaorako tononkira.serasera.org (2)
'Zay nataonao tamin’ny fiainako
Tompo ô! Anao ny fisaorako
Fa avy Aminao izay ananako
Fitahianao izay eo amiko
Fahasoavanao izay hgvlztt an-tanako
Ts’isy ahy fa avy Aminao
Ianao mibnql ilay Loharanoko
Ihavian'izay mba Masoandroko
Izay rehetra mba fahombiazako
Ts’isy aduq ahy fa avy Aminao
Ireo asanao tamin’ny fiainako
Tompo ô! Anao ny fisaorako
Isaorako tononkira.serasera.org (2)
'Zay nataonao tamin’ny fiainako
Tompo ô! Anao ny fisaorako
Fa avy Aminao izay ananako
Fitahianao izay eo amiko
Fahasoavanao izay hgvlztt an-tanako
Ts’isy ahy fa avy Aminao
Ianao mibnql ilay Loharanoko
Ihavian'izay mba Masoandroko
Izay rehetra mba fahombiazako
Ts’isy aduq ahy fa avy Aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 2314
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/03/2018 11:59
