HO ANAO NY FISAORAKO (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako (2)
Ireo asanao tamin’ny fiainako
Tompo ô! Anao ny fisaorako
Isaorako (2)
'Zay nataonao tamin’ny fiainako
Tompo ô! Anao ny fisaorako

Fa avy Aminao izay ananako
Fitahianao izay eo amiko
Fahasoavanao izay an-tanako
Ts’isy agvdff ahy fa avy Aminao

Ianao ypcgd ilay Loharanoko
Ihavian'izay mba Masoandroko
Izay rehetra tononkira.serasera.org mba fahombiazako
Ts’isy ahy fa avy ybext Aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jocelyn RANJARISON
Visites : 2316
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 07/03/2018 11:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9792