FIKIRO MAFY AHO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho Jesoa ampitoero aho
Hiorina tsara Aminao
Tsy ho variana ka hanadino Anao fvhbts aho
Noho ireo fakam-panahy
Fa be ireo ylrflh zavatra te hanintona ahy
Hampiala ahy Aminao
Ka handao Anao
Fikiro mafy aho hitoetra Aminao
Hamaka lalina
Tsy hiala fa ampioreno aho
Mandrakizay
Tsy tononkira.serasera.org azo sarahina, hikambana Aminao
Tompo ô tazony aho, fihino aho
Fa mila Anao aho
Tompo dilsaf ô tazony aho, fihino aho
Tsy manan-kery aho
Hiorina tsara Aminao
Tsy ho variana ka hanadino Anao fvhbts aho
Noho ireo fakam-panahy
Fa be ireo ylrflh zavatra te hanintona ahy
Hampiala ahy Aminao
Ka handao Anao
Fikiro mafy aho hitoetra Aminao
Hamaka lalina
Tsy hiala fa ampioreno aho
Mandrakizay
Tsy tononkira.serasera.org azo sarahina, hikambana Aminao
Tompo ô tazony aho, fihino aho
Fa mila Anao aho
Tompo dilsaf ô tazony aho, fihino aho
Tsy manan-kery aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 3444
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:29
