DIOVY AHO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampandreneso lbjjsxq famindrampo
Ny fanahiko Tompo ô
Fa maro tokoa ireo fahadisoako
Tsy misy miafina Aminao
Tsy te hanalavitra Anao ny mkwhnvcv foko
Noho ireo fahotana vitako
Diovy aho Tompo ô ka sasao
Amin’Ilay tononkira.serasera.org Rànao soa
Esory anio tsy ho eo anatrehanao
‘Reo cepo heloko rehetra Tompo ô
Diovy aho mba hadio
Sasao aho re anio
Amin’Ilay Rànao
Ny fanahiko Tompo ô
Fa maro tokoa ireo fahadisoako
Tsy misy miafina Aminao
Tsy te hanalavitra Anao ny mkwhnvcv foko
Noho ireo fahotana vitako
Diovy aho Tompo ô ka sasao
Amin’Ilay tononkira.serasera.org Rànao soa
Esory anio tsy ho eo anatrehanao
‘Reo cepo heloko rehetra Tompo ô
Diovy aho mba hadio
Sasao aho re anio
Amin’Ilay Rànao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 3551
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:30
