DIOVY AHO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampandreneso famindrampo
Ny fanahiko Tompo ô
Fa maro tokoa ireo fahadisoako
Tsy misy miafina Aminao
Tsy tononkira.serasera.org te hanalavitra Anao ny foko
Noho ireo fahotana vitako
Diovy aho Tompo ô ka sasao
Amin’Ilay Rànao soa
Esory vaptv anio tsy ho eo anatrehanao lwusg
‘Reo heloko rehetra Tompo ô
Diovy aho mba bgcnuanr hadio
Sasao aho re anio
Amin’Ilay Rànao
Ny fanahiko Tompo ô
Fa maro tokoa ireo fahadisoako
Tsy misy miafina Aminao
Tsy tononkira.serasera.org te hanalavitra Anao ny foko
Noho ireo fahotana vitako
Diovy aho Tompo ô ka sasao
Amin’Ilay Rànao soa
Esory vaptv anio tsy ho eo anatrehanao lwusg
‘Reo heloko rehetra Tompo ô
Diovy aho mba bgcnuanr hadio
Sasao aho re anio
Amin’Ilay Rànao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 3612
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 03/05/2017 22:30
