DIOVY AHO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampandreneso famindrampoNy fanahiko Tompo ô
Fa maro tokoa ireo fahadisoako
Tsy misy miafina Aminao
Tsy te hanalavitra Anao ny foko
Noho ireo fahotana vitako
Diovy aho Tompo ô ka sasao
Amin’Ilay Rànao soa
Esory anio tsy ho eo anatrehanao
‘Reo heloko rehetra Tompo ô
Diovy aho mba hadio
Sasao aho re anio
Amin’Ilay Rànao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jocelyn RANJARISONVisites : 2763
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 03/05/2017 22:30