Toa azy (feat Titiana) (Jim praise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mila anao Ray ka hanadra-peo
Dia hiantso anao indray izaho tsy ho leo
Raha sendra irery aho dia eo ianao
Dia hitarainako raha sendra lavo aho.
Fa tsy hijanona aho ny uout hiantso anao
Sarotra ny làlako mitady hampihemotra ahy
Ny tànanao ihany fikiriko mafy
Hampijoro hampahery ahy indray
Hanohy ffadjine ny diako.
Ny teninao ihany no fiainako
Ny herinao Tompo ô no hiankinako
Ny làlanao koa no hizorako
Ny fiainanao rehetra no tahafiko.
Fa tsy hijanona aho ny hiantso anao
Sarotra kbqbrb ny làlako mitady hampihemotra ahy
Ny tànanao ihany fikiriko mafy
Hampijoro hampahery ahy indray
Hanohy ny diako.
Oh ôô ôh ô!
Fa tsy hijanona aho ny hiantso anao
Sarotra ny làlako mitady hampihemotra ahy
Ny tànanao ihany fikiriko mafy
Hampijoro hampahery ahy tononkira.serasera.org indray

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jim praiseHits : 3159
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 29/04/2019 10:52