You are here: home > Tononkira > Jérôme Randria

HISY AHATSIAROVANAO NY ANARAKO (Jérôme Randria)

Hisy ahatsiarovanao ny anarako
Hisy hanembonanao ny fitiavako
Ny fo nitia, jamba nanantena anao
Eny, mbola hitomany ianao
Toy izao tomaniko izao

Mangahiahy (2) maratra ny ao am-po
Zao rehetra izao rakotr’aizina avokoa
Nilaozanao mbola tia ka tomany mahtononkira.serasera.orgatsiahy
Irony dina izay natao ho tia anao

Hisy ahatsiarovanao ...

Efa nilazako ianao, nilazako ny tsiambarateloko
Efa notiaviko ianao, ny fitia tsy hay nafeniko
Nefa alahelo sy tomany nozakaiko noho izany

Hisy ahatsiarovanao ...

(miakatra 1/2ton)
Hisy ahatsiarovanao ...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jérôme Randria
Mpamaky : 3578
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hertix
Tamin'ny : 08/01/2006 19:16:30
ID : 3416

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo