MIVAVAHA HOAN'I MADAGASIKARA (ISAAC DE PAUL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no mba namanay hivavaka (×3)
Ho an'ity Nosy ity
Dia i Madagasikara

I
Ny any am-pita anie
Manampy amim-bola
Sady mbola manohana am-bavaka
Ndao isika , hiray saina hivavaka
Ho an'ity nosy ity dia i Madagasikara

II
Izaho saika very tamin'ny maizina
Raha tsy nisy nanolon-tena nivavaka
Raha izao dia mbola.vonona hivavaka
Ho an'ity nosy ity dia i Madagasikara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAUL
Vangy : 247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 18:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1573