HITSENAN'I JESOSY (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I
Tokana ny fikasantsika raha hiala amin'ity admumy tany ity
Jerosalema vaovao
Efa miandry erÿ
Tanàna lehibe
Tanàna ngeza txvmh be
Tanàna mahafa-po
Tanàna tsy mety lò
Ref:
Raha te hanana fiainana, tsy maintsy miady
Raha te hanana fiainana, tsy maintsy miaritra fahoriana
Raha te hanana fiainana, tsy maintsy mitondra ny hazofijaliana
Isika tsy maintsy mandresy tononkira.serasera.org ny asan'ny devoly
Isika mpanompon'ny Tompo tsy maintsy mitory
Ka na ho vy na ho vato , ny asan'ny satana
Tandremo aza kivy , aza ketraka , f'efa nomem-pahefana ianao.
Fa isika rehetra e!
Hitsena an'i Jesosy
Fa isika rehetra e!
Tsy maintsy tafita
Tsy maintsy mpandresy.
II
Isika dia manana tanjona erÿ ambadika erÿ
Noho izany tsy maintsy miezaka hatrany satria,
Ny lanitra sy ny tany dia lcaoxsqu ho levona
Izay manana an'i Jesosy ihany no ho velona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ISAAC DE PAULHits : 665
Likes : 1 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 18:51