FIDERANA MAFANA (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana mafana (×3)
I
Ndao hiara-hifaly e!
Hidera ny Tompo
Fa tsara indray kifc ny androany e!
Mihoatra tononkira.serasera.org ny taloha.
II
Reseo ireo hakiviana wfcxpd e!
Manaka anao
Fa androm-pifaliana e!
Izao anio izao
Bridge:
Fa any jzqbmzay an-danitra any (fiderana mafana)
Tsy misy fiafarany
(Fiderana mafana)
Ireo olo-marobe
(Fiderana mafana)
Miara-mihoby oe:
I
Ndao hiara-hifaly e!
Hidera ny Tompo
Fa tsara indray kifc ny androany e!
Mihoatra tononkira.serasera.org ny taloha.
II
Reseo ireo hakiviana wfcxpd e!
Manaka anao
Fa androm-pifaliana e!
Izao anio izao
Bridge:
Fa any jzqbmzay an-danitra any (fiderana mafana)
Tsy misy fiafarany
(Fiderana mafana)
Ireo olo-marobe
(Fiderana mafana)
Miara-mihoby oe:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAULVangy : 802
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 17:56
