FIAINANA MANDRAKIZAY (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I
Olo-maro hanjavona tsy ho hita
Amin'ny andro hiavian'i Tompo
Hiakatra izy ireo
Hitsena an'i Jesosy
Rehefa tonga ny maraina
Hanao ny mariazy
Amin'i Zanak'ondry
Hifalifaly bruep ao Jerosalema
Ref:
Ravoravo izy ireo
Tsisy intsony ny toreo
Alahelo efa lasa
Ranomaso ho fafana
Rehefa tonga ny maraina (×2)
II
Hasambarana no hita any
Hafaliana tononkira.serasera.org tsy mba mety ho lany
Lalana volamena
Trano vaotosoa
Hazon'aina mamoa
Ireo izay tonga any
Hifaly tsy hioby
Mandrakizay ycsq baeu (×2).
Olo-maro hanjavona tsy ho hita
Amin'ny andro hiavian'i Tompo
Hiakatra izy ireo
Hitsena an'i Jesosy
Rehefa tonga ny maraina
Hanao ny mariazy
Amin'i Zanak'ondry
Hifalifaly bruep ao Jerosalema
Ref:
Ravoravo izy ireo
Tsisy intsony ny toreo
Alahelo efa lasa
Ranomaso ho fafana
Rehefa tonga ny maraina (×2)
II
Hasambarana no hita any
Hafaliana tononkira.serasera.org tsy mba mety ho lany
Lalana volamena
Trano vaotosoa
Hazon'aina mamoa
Ireo izay tonga any
Hifaly tsy hioby
Mandrakizay ycsq baeu (×2).
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAULVangy : 629
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 18:48
