Tsy neniko (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba nantenaiko
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy ditra toy izao
Maro tononkira.serasera.org ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na nakoraina
Ref: Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia hankahala gjoi ireo manodidina
Satria ny marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny foko iny
Raha mbola manantena olo-marina noho ianao
Fa avelako iny lasa ho visavisaina
Fa hwfgbs anatry ny ho kvkquddk aviko ianao
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy ditra toy izao
Maro tononkira.serasera.org ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na nakoraina
Ref: Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia hankahala gjoi ireo manodidina
Satria ny marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny foko iny
Raha mbola manantena olo-marina noho ianao
Fa avelako iny lasa ho visavisaina
Fa hwfgbs anatry ny ho kvkquddk aviko ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ImagineVangy : 8277
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy Razafy
Daty : 10/07/2002 10:56
