Maty Ho Vonjy (Hiakam-pamonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanora rclkv mba tsarovy ilay Jesoa
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Ry sakaiza mba miambena ianao
Sao tononkira.serasera.org ny devoly handavo anao
Sao ny devoly handavo anao
Ref: Fa ny famonjeny misy fetra ihany
Fa ny famonjeny misy fetra ihany
Sao gawlyl tara ianao mibebaha miovà
Dia horaisiny
Ry sakaiza mba tsarovy ilay Jesoa
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny xglvew helokao
Refrain
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Ry sakaiza mba miambena ianao
Sao tononkira.serasera.org ny devoly handavo anao
Sao ny devoly handavo anao
Ref: Fa ny famonjeny misy fetra ihany
Fa ny famonjeny misy fetra ihany
Sao gawlyl tara ianao mibebaha miovà
Dia horaisiny
Ry sakaiza mba tsarovy ilay Jesoa
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny xglvew helokao
Refrain
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hiakam-pamonjenaVangy : 2252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : joycerayan
Daty : 18/03/2008 15:42
