AMPY IFALIANA (HERY J.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMPY IFALIANA
‘Reo alahelo sy ranomaso narotsaka
Tsy nisy nitondra tononkira.serasera.org ny fanafody hanasitrana
Ny aina no valaka, ny fanahy re no trotraka e
Fa ny ady tsy nihontsona, mamaky ny loha
Rehefa mahatsiaro sy lasa saina miserana aho
Manembonembona ny fahiny toa lafatra
Saingy zay lasa ovgkqdgm omaly tsy azo ianteherana e
Ny anio efa hafa indray, ny rahampitso koa
Ka ‘zay vita androany, ampy ifaliana e
Fa fotoana very ny fitomaniana xrhzskq e
Manjombon-dava ny aty tsy andro gwtsl tsy alina
Na mba milofo aza tsy mahita mangirana
Miezaka ihany kanefa tsy ela dia fanina
Ka reraka ny aina e, tsy to izay atao
Nefa ny tany dia milalao faribolana
Ka ny masoandro nidify mbola hiverina
Tsy misy ady tsy laitra rehefa isoronana e
Atreho ny maraina vao fa tonga ho anao
Io maraina vao io andrandraina e
Mbola manantena raha velon’aina e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HERY J.Visites : 3059
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : harityana
Date : 18/09/2006 12:21