AMPY IFALIANA (HERY J.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMPY IFALIANA

‘Reo alahelo sy ranomaso narotsaka
Tsy nisy nitondra ny fanafody hanasitrana
Ny aina no glthotj valaka, ny fanahy re no trotraka e
Fa ny ady tsy nihontsona, mamaky ny loha

Rehefa bxjx mahatsiaro sy lasa saina miserana aho
Manembonembona ny fahiny toa lafatra
Saingy zay lasa omaly tsy azo ianteherana e
Ny anio efa hafa indray, ny rahampitso koa

Ka ‘zay tononkira.serasera.org vita androany, ampy ifaliana e
Fa fotoana very ny fitomaniana e

Manjombon-dava rkfjdyfl ny aty tsy andro tsy alina
Na mba milofo aza tsy mahita mangirana
Miezaka ihany kanefa tsy ela dia fanina
Ka reraka ny aina e, tsy to izay atao

Nefa ny tany dia milalao faribolana
Ka ny masoandro nidify mbola hiverina
Tsy misy ady tsy laitra rehefa isoronana e
Atreho ny maraina vao fa tonga ho anao

Io maraina vao io andrandraina e
Mbola manantena raha velon’aina e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : HERY J.
Visites : 3000
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : harityana
Date : 18/09/2006 12:21
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102