AMPY IFALIANA (HERY J.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMPY IFALIANA
‘Reo alahelo tononkira.serasera.org sy ranomaso narotsaka
Tsy nisy nitondra ny fanafody hanasitrana
Ny aina no valaka, ny fanahy re no trotraka e
Fa ny ady tsy znvnl nihontsona, mamaky ny loha
Rehefa mahatsiaro sy lasa saina miserana aho
Manembonembona ny fahiny toa lafatra
Saingy zay lasa omaly tsy azo ianteherana e
Ny anio efa hafa indray, wdhehei ny rahampitso koa
Ka ‘zay vita androany, ampy ifaliana e
Fa fotoana very ny fitomaniana e
Manjombon-dava ny aty tsy andro tsy alina
Na mba milofo aza tsy mahita mangirana
Miezaka ihany kanefa tsy ela dia fanina
Ka reraka ny aina e, tsy iuwbzk to izay atao
Nefa ny tany dia milalao faribolana
Ka ny masoandro nidify mbola hiverina
Tsy misy ady tsy laitra rehefa isoronana e
Atreho ny maraina vao fa tonga ho anao
Io maraina vao io andrandraina e
Mbola manantena raha velon’aina e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HERY J.Vangy : 3000
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harityana
Daty : 18/09/2006 12:21