FANANTENANA (HERY J.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANANTENANA
Tsy maintsy ho ringitra ny hazo
Ny voninkazo dia halazo
Ny tany ho zary karakaina
Misy fiafarany ny lohataona
Ny fifaliana ho acvk lasa saona
Izay najoro tononkira.serasera.org ho rava maina
Fa raha mbola mihodina ny tany
Tsisy fiafarany
Na jbhqzqcm ho tomany aza aloha androany
Manantena ihany
O o o o Mitsikia fa aza manahy
Ny sorisory sy alahelo
Ranomaso, fo fenofeno
Mbola ho lasa tsiky ihany
Ny tebiteby sy ahiahy
Adin-tsaina amam-panahy
Mbola zfoh ho adinoina izany
Misy iray tsy manadino anao
Mahalala anao
Mahafantatra izay mahasoa
Ny fiainanao
Tsy maintsy ho ringitra ny hazo
Ny voninkazo dia halazo
Ny tany ho zary karakaina
Misy fiafarany ny lohataona
Ny fifaliana ho acvk lasa saona
Izay najoro tononkira.serasera.org ho rava maina
Fa raha mbola mihodina ny tany
Tsisy fiafarany
Na jbhqzqcm ho tomany aza aloha androany
Manantena ihany
O o o o Mitsikia fa aza manahy
Ny sorisory sy alahelo
Ranomaso, fo fenofeno
Mbola ho lasa tsiky ihany
Ny tebiteby sy ahiahy
Adin-tsaina amam-panahy
Mbola zfoh ho adinoina izany
Misy iray tsy manadino anao
Mahalala anao
Mahafantatra izay mahasoa
Ny fiainanao
--------
Link:
